<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 13:14 | And the |
Ary Jehovah niteny tamin' i Abrama taorian' ny nisarahan' i Lota taminy ka nanao hoe: Atopazy ny masonao, ka hatramin' ity tany itoeranao ity dia mitazana mianavaratra sy mianatsimo ary miantsinanana sy miankandrefana; | Ary hoy Iaveh tamin' i Abrama taorian' ny nisarahan' i Lota taminy: Atopazy ny masonao ary eto amin' ity fitoerana misy anao ity dia mijere mianavaratra sy mianatsimo, ary miankandrefana sy miantsinanana; |