<-
->

Gen / Jen 16:6 But Abram said unto Sarai, Behold, thy maid is in thine hand; do to her as it pleaseth thee. And when Sarai dealt hardly with her, she fled from her face. Ary hoy Abrama tamin' i Saray: Indro, eo an-tananao ihany ny mpanompovavinao; ataovy aminy izay sitraponao. Ary raha nampahorin' i Saray Hagara, dia nandositra ny tavany izy. Hoy ny navalin' i Abrama tamin' i Saray: Eo ambany fahefanao ny mpanompovavinao, ka ataovy arak' izay ataonao ho mety. Dia nampahorian' i Saray Agara ka nandositra tsy ho eo anatrehany. Abram dit à Saraï : Eh bien, ta servante est entre tes mains, fais-lui comme il te semblera bon. Saraï la maltraita tellement que l' autre s' enfuit de devant elle.