<-
->

Gen / Jen 17:1 And when Abram was ninety years old and nine, the Lord appeared to Abram, and said unto him, I am the Almighty God; walk before me, and be thou perfect. Ary rehefa sivy amby sivi-folo taona Abrama, dia nisehoan' i Jehovah izy ka nitenenany hoe: Izaho no Andriamanitra Tsitoha; mandehana eo anatrehako, ka aoka ho tsy misy tsiny ianao. Nony efa sivy amby sivy folo taona Abrama dia niseho taminy Iaveh ka nanao taminy hoe: Izaho no Andriamanitra mahefa ny zavatra rehetra; mizora eo anatrehako ary aza manan-tsiny hianao; Lorsqu' Abram eut atteint quatre-vingt-dix-neuf ans, Yahvé lui apparut et lui dit : Je suis El Shaddaï, marche en ma présence et sois parfait.