<-
->

Gen / Jen 2:3 And God blessed the seventh day, and sanctified it: because that in it he had rested from all his work which God created and made. Ary Andriamanitra nitahy ny andro fahafito sy nanamasina azy, satria tamin' izany no nitsaharan' Andriamanitra tamin' ny asany rehetra izay noforoniny tamin' ny nanaovany azy. Ary Andriamanitra nitso-drano ny andro fahafito sy nanamasina azy, satria tamin' izany andro izany no nitsaharany tamin' ny zavatra rehetra nohariny tamin' ny nanaovany azy. Dieu bénit le septième jour et le sanctifia, car il avait chômé après tout son ouvrage de création.