<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 20:17 | So |
Ary Abrahama dia nifona tamin' Andriamanitra; ary Andriamanitra nahasitrana an' i Abimeleka sy ny vadiny mbamin' ny mpanompovaviny; dia niteraka izy ireo. | Ary nifona tamin' Andriamanitra Abrahama dia nositranin' Andriamanitra Abimeleka sy ny vadiny amam-panompovaviny, ka niteraka ireo. |