<-
->

Gen / Jen 22:1 And it came to pass after these things, that God did tempt Abraham, and said unto him, Abraham: and he said, Behold, here I am. Ary rehefa afaka izany zavatra izany, dia nizahan' Andriamanitra toetra Abrahama, ka hoy Izy taminy: Ry Abrahama ô! ary hoy izy; Inty aho. Taorian' izany, nizaha toetra an' i Abrahama Andriamanitra ka nanao taminy hoe: Ry Abrahama ô! Ary hoy izy: Inty aho. Après ces événements, il arriva que Dieu éprouva< Abraham et lui dit : Abraham ! Abraham ! Il répondit : Me voici !