<-
->

Gen / Jen 22:9 And they came to the place which God had told him of; and Abraham built an altar there, and laid the wood in order, and bound Isaac his son, and laid him on the altar upon the wood. Ary rehefa tonga teo amin' ny tany izay efa nolazain' Andriamanitra taminy izy, dia nanorina ny alitara teo Abrahama ka nandahatra ny kitay; dia namatotra an' i Isaka zanany izy ka nametraka azy tambonin' ny alitara teo ambonin' ny kitay. Nony tonga teo amin' ny fitoerana natoron' Andriamanitra azy izy, dia naorin' i Abrahama teo ny otely; nalahany ny kitay hazo, ary nafatony Isaaka zanany, ka napetrany tambonin' ny otely eo ambonin' ny kitay. Quand ils furent arrivés à l' endroit que Dieu lui avait indiqué, Abraham y éleva l' autel et disposa le bois, puis il lia son fils Isaac et le mit sur l' autel, par-dessus le bois.