<-
->

Gen / Jen 26:32 And it came to pass the same day, that Isaac' s servants came, and told him concerning the well which they had digged, and said unto him, We have found water. Ary tamin' izany andro izany dia avy ny mpanompon' Isaka ka nanambara taminy ny amin' ny lavaka fantsakana izay efa nohadiny ka nanao taminy hoe: Efa nahita rano izahay. Tonga tao amin' Isaaka androtr' izay ihany ny mpanompony, nilaza ny momba ny lavaka fantsakàna izay nohadiny tamin' izany ka nanao taminy hoe: Efa nahita rano izahay. Or ce fut ce jour-là que les serviteurs d' Isaac lui apportèrent des nouvelles du puits qu' ils creusaient et ils lui dirent : Nous avons trouvé l' eau !