<-
->

Gen / Jen 26:9 And Abimelech called Isaac, and said, Behold, of a surety she is thy wife; and how saidst thou, She is my sister? And Isaac said unto him, Because I said, Lest I die for her. Ary Abimeleka dia niantso an' Isaka ka nanao hoe: Efa hita mihitsy fa vadinao izy, ka nahoana no nolazainao hoe: Anabaviko izy? Ary hoy Isaka taminy: Satria hoy izaho anakampo: Fandrao maty aho noho ny aminy. Dia niantso an' Isaaka izy, ka nanao hoe: Hita fa vadinao mihitsy izy. Ka ahoana no nilazaonao hoe: Anabaviko io. Ary hoy Isaaka taminy: Satria, hoy aho anakampo, sao dia maty aho noho ny aminy. Abimélek appela Isaac et dit : Pour sûr, c' est ta femme ! Comment as-tu pu dire : C' est ma soeur ? Isaac lui répondit : Je me disais : je risque de mourir à cause d' elle.