<-
->

Gen / Jen 27:33 And Isaac trembled very exceedingly, and said, Who? where is he that hath taken venison, and brought it me, and I have eaten of all before thou camest, and have blessed him? yea, and he shall be blessed. Ary toran-kovitra indrindra Isaka ka nanao hoe: Iza ary ilay naka haza ka nitondra teto amiko, ary efa nihinanako izany rehetra izany, fony tsy mbola tonga ianao, ka efa notsofiko rano izy; eny, hotahina tokoa izy. Tera-kovitra mafy indrindra Isaaka, ka nanao hoe: Iza àry ilay efa naka haza, ka nitondra teo amiko? Fa efa nihinanako avokoa izany, talohan' ny nahatongavanao; ary efa nitso-drano azy aho, ka ho voatsodrano tokoa izy. Alors Isaac fut secoué d' un très grand frisson et dit : Quel est donc celui-là qui a chassé du gibier et me l' a apporté ? De confiance j' ai mangé avant que tu ne viennes et je l' ai béni, et il restera béni !