<-
->

Gen / Jen 27:46 And Rebekah said to Isaac, I am weary of my life because of the daughters of Heth: if Jacob take a wife of the daughters of Heth, such as these which are of the daughters of the land, what good shall my life do me? Ary hoy Rebeka tamin' Isaka: Tsy te-ho velona aho noho ireny zanakavavin' ny Hetita; raha maka vady amin' ny zanakavavin' ny Hetita Jakoba, tahaka ireto izay avy amin' ny zazavavy tompon-tany koa hataoko inona ny aiko ? Ary hoy Rebekà tamin' Isaaka: Boboky ny miaina aho noho ny amin' ireny zanakavavin' i Heta ireny, raha maka vady tahaka ireny Jakoba, amin' ireny zanakavavin' i Heta ireny, amin' ny zazavavy amin' ity tany ity, dia hampaninona ahy intsony izay aina? Rébecca dit à Isaac : Je suis dégoûtée de la vie à cause des filles de Hèt. Si Jacob épouse une des filles de Hèt comme celles-là, une des filles du pays, que m' importe la vie ?