<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 29:10 | And it came to pass, when |
Ary rehefa hitan' i Jakoba Rahely, zanakavavin' i Labana anadahin-dreniny, sy ny ondry aman' osin' i Labana anadahin-dreniny, dia nanatona izy ka nanakodia ny vato hiala tamin' ny vavan' ny lavaka fantsakana, dia nampisotro ny ondry aman' osin' i Labana anadahin-dreniny izy. | Vao hitan' i Jakoba Rasela, zanak' i Labana, anadahin-dreniny, sy ny ondrin' i Labana anadahin-dreniny, dia nanatona izy nanakodia ny vato nanarona ny vava lavaka fantsakàna sy nampisotro ny ondrin' i Labana, anadahin-dreniny; | Dès que |