<-
->

Gen / Jen 29:28 And Jacob did so, and fulfilled her week: and he gave him Rachel his daughter to wife also. Dia nataon' i Jakoba izany, ka notanterahiny ny herinandrony; dia nomen' i Labana azy koa Rahely zananivavy ho vadiny. Nataon' i Jakoba izany ary notanterahiny ny herinandron' i Lià, dia nomen' i Labana ho vadiny Rasela, zanany vavy. Jacob fit ainsi : il acheva cette semaine de noces et Laban lui donna sa fille Rachel pour femme. -