<-
->

Gen / Jen 30:15 And she said unto her, Is it a small matter that thou hast taken my husband? and wouldest thou take away my son' s mandrakes also? And Rachel said, Therefore he shall lie with thee to night for thy son' s mandrakes. Ary hoy izy taminy: Moa zavatra kely va ny nakanao ny vadiko? Dia halainao koa va ny dodaiman' ny zanako? Ary hoy Rahely: Aoka handry aminao ihany ary izy anio alina noho ny dodaiman' ny zanakao. Fa hoy ny navaliny azy: Tsy ampy ve ny nangalanao ny vadiko, ka haka ny mandragoran-janako koa hianao? Dia hoy Rasela: Aoka àry ho any aminao izy anio alina, ho valin' ny mandragoran-janakao. mais Léa lui répondit : N' est-ce donc pas assez que tu m' aies pris mon mari, pour que tu prennes aussi les pommes d' amour de mon fils ? Rachel reprit : Eh bien, qu' il couche avec toi cette nuit, en échange des pommes d' amour de ton fils.