<-
->

Gen / Jen 31:32 With whomsoever thou findest thy gods, let him not live: before our brethren discern thou what is thine with me, and take it to thee. For Jacob knew not that Rachel had stolen them. Izay hahitanao ny andriamanitrao dia aza velomina; eto anatrehan' ny havantsika savao izay ato amiko, ka ento ny anao. Fa tsy fantatr' i Jakoba fa Rahely no efa nangalatra azy. Fa izay hahatratraranao ny andriamanitrao kosa, dia aoka tsy ho velona! Ka zahao, eto anatrehan' ny rahalahintsika, izay anao ato amiko, dia alao. Tsy nahalala Jakoba fa hoe Rasela no nangalatra izany. Mais celui chez qui tu trouveras tes dieux ne restera pas vivant : devant nos frères, reconnais ce qui est à toi chez moi, et prends-le. Jacob ignorait en effet que Rachel les avait dérobés.