<-
->

Gen / Jen 31:35 And she said to her father, Let it not displease my lord that I cannot rise up before thee; for the custom of women is upon me. And he searched but found not the images. Ary hoy Rahely tamin' ny rainy: Aza fady aho, tompokolahy, fa tsy mahazo mitsangana eto anatrehanao aho, satria azon' ny fombam-behivavy. Dia nikaroka fatratra izy, fa tsy nahita ny sampy. Ary hoy Rasela tamin-drainy: Aoka tsy ho tezitra ny tompoko; fa tsy afa-mitsangana eto anatrehanao aho, satria azon' ny fombam-behivavy. Dia nikaroka izy, tsy nahita ny terafima. Rachel dit à son père : Que Monseigneur ne voie pas avec colère que je ne puisse me lever en ta présence, car j' ai ce qui est coutumier aux femmes. Laban chercha et ne trouva pas les idoles.