<-
->

Gen / Jen 31:7 And your father hath deceived me, and changed my wages ten times; but God suffered him not to hurt me. Fa ny rainareo efa namitaka ahy ka efa nanova ny karamako im-polo; nefa tsy navelan' Andriamanitra hahatonga loza tamiko izy. sy ny namitahan-drainareo ahy, fa efa navadiny impolo izao ny karamako; nefa tsy navelan' Andriamanitra hahafaty antoka ahy izy. Votre père s' est joué de moi, il a changé dix fois mon salaire, mais Dieu ne lui a pas permis de me faire du tort.