<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 33:1 | And |
Ary Jakoba dia nanopy ny masony ka nahatazana fa indro tamy Esao, mitondra efa-jato lahy. Dia nozarazarainy ny zaza ho amin' i Lea sy Rahely ary ho amin' ny ankizivavy roa. | Ary natopin' i Jakoba ny masony, ka indro tamy Esao omban' olona efa-jato lahy. Dia nozarazarainy ny zaza ho amin' i Lià sy ho amin' i Rasela ary ho amin' ny ankizivavy roa. |