<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 37:25 | And they sat down to eat bread: and they lifted up their eyes and looked, and, behold, a company of |
Ary nipetraka nihinan-kanina izy ireo, ary sendra nanopy ny masony ka nahatazana fa, indreo, nisy Isimaelita niara-dia, avy tany Gileada, ary ny ramevany nitondra ditin-kazo, dia nekota sy balsama ary lota, izay nentiny hidina any Egypta. | Ary dia nipetraka nihinana izy ireo. Nony natopiny ny masony, dia hitany fa indreny misy Ismaelita niray dia avy any Galaada; ary ny entana nentin' ny ramevany dia astragala, ditin-kazo manitra, mbamin' ny ladanoma, ndeha havariny any Ejipta. | Puis ils s' assirent pour manger. Comme ils levaient les yeux, voici qu' ils aperçurent une caravane d' |