<-
->

Gen / Jen 38:18 And he said, What pledge shall I give thee? And she said, Thy signet, and thy bracelets, and thy staff that is in thine hand. And he gave it her, and came in unto her, and she conceived by him. Ary hoy izy: Inona no fampitanana homeko anao? Ary hoy ravehivavy: Ny fanombohan-kasenao sy ny kofehinao ary iny tehinao eny an-tananao iny. Ary nomeny azy ireny, dia nandry taminy izy, ka nanan' anaka taminy ravehivavy. Ary hoy izy: Inona no antoka homeko anao? Dia hoy izy: Ny peratrao sy ny kofehinao ary iny tehina an-tànanao iny. Nomeny azy izany, dia nandeha taminy izy, ka nanana anaka taminy ravehivavy. Il demanda : Quel gage te donnerai-je ? et elle répondit : Ton sceau et ton cordon et la canne que tu as à la main. Il les lui donna et alla avec elle, qui devint enceinte de lui.