<-
->

Gen / Jen 39:1 And Joseph was brought down to Egypt; and Potiphar, an officer of Pharaoh, captain of the guard, an Egyptian, bought him of the hands of the Ishmeelites, which had brought him down thither. Ary Josefa nentina nidina ho any Egypta; ary Potifara, lehilahy Egyptiana, tandapan' i Farao sady mpifehy ny mpiambina, no nividy azy tamin' ny Isimaelita, izay nitondra azy nidina tany. Nentina tany Ejipta Josefa, ary Potifara, Ejipsiana, tandapan' i Faraona, lehiben' ny mpiambina, no nividy azy tamin ny Ismaelita, izay nitondra azy tany. Joseph avait donc été emmené en Égypte. Potiphar, eunuque de Pharaon et commandant des gardes, un Égyptien, l' acheta aux Ismaélites qui l' avaient emmené là-bas.