<-
->

Gen / Jen 39:9 There is none greater in this house than I; neither hath he kept back any thing from me but thee, because thou art his wife: how then can I do this great wickedness, and sin against God? Tsy misy lehibe noho izaho raha amin' ity trano ity, ary tsy misy zavatra narovany amiko afa-tsy ianao ihany, satria vadiny ianao; koa hataoko ahoana no hanao izany, ratsy lehibe izany ka hanota amin' Andriamanitra? Tsy lehibe noho izaho izy ato an-trano; hianao irery no narovany tamiko, fa vadiny hianao. Koa ataoko ahoana no fanao izany ratsy lehibe izany, sy hanota amin' Andriamanitra? Lui-même n' est pas plus puissant que moi dans cette maison : il ne m' a rien interdit que toi, parce que tu es sa femme. Comment pourrais-je accomplir un aussi grand mal et pécher contre Dieu ?