<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 41:8 | And it came to pass in the morning that his spirit was troubled; and he sent and called for all the magicians of |
Ary nony maraina, dia nitebiteby ny fanahiny, ka dia naniraka nampaka ny ombiasy rehetra tao Egypta sy ny olon-kendry rehetra tao izy; ary nambaran' i Farao tamin' ireny ny nofiny, kanjo tsy nisy na dia iray aza nahalaza izay heviny tamin' i Farao. | Nitebiteby ny fanahin' i Faraona nony maraina ka nampiantso ny mpanoratra sy ny olon-kendry rehetra tao Ejipta izy. Notantarainy tamin' ireo ny nofiny; nefa tsy nisy nahalaza ny heviny tamin' i Faraona. | Au matin, l' esprit troublé, |