<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 47:29 | And the time drew nigh that |
Ary rehefa antomotra ny andro hahafatesan' Isiraely, dia nampaka an' i Josefa zanany izy ka nanao taminy hoe: Raha mba nahita fitia eo imasonao aho, masìna ianao, ataovy ato ambanin' ny feko ny tananao, ka ataovy amiko izay soa sy izay marina; masìna ianao aza alevina atý Egypta aho. | Nony efa akaiky ny fara andron' Israely dia nampaka an' i Josefa zanany izy, nanao taminy hoe: Raha mba nahita fitia teo imasonao koa aho, masìna hianao, ataovy ato ambany feko ny tànanao, ataovy amiko amin-kazavam-po sy fahamarinana izao: aza alevina atý Ejipta aho, | Lorsque approcha pour |