<-
->

2Sm / 2Sam 13:37 But Absalom fled, and went to Talmai, the son of Ammihud, king of Geshur. And David mourned for his son every day. Fa Absaloma nandositra nankany amin' i Talmay, zanakalahin' i Amihoda, mpanjakan' i Gesora. Ary nisaona ny zanany mandrakariva Davida. Absaloma kosa nandositra tany amin' i Tolomaia zanak' i Amioda, mpanjakan' i Gesora. Ary Davida nisaona ny zanany isan' andro isan' andro. Absalom s'était enfui et s'était rendu chez Talmaï, fils d' Ammihud, roi de Geshur; le roi garda tout le temps le deuil de son fils.