<-
->

2Sm / 2Sam 13:4 And he said unto him, Why art thou, being the king' s son, lean from day to day? wilt thou not tell me? And Amnon said unto him, I love Tamar, my brother Absalom' s sister. Ka hoy izy taminy: Nahoana ianao, ry zanaky ny mpanjaka, no mihamahia isan' andro isan' andro? Tsy tianao hambara amiko va izany? Dia hoy Amnona taminy: Tia an' i Tamara, anabavin' i Absaloma rahalahiko, aho. Ka hoy io taminy: Nahoana ity hianao, ry zanaky ny mpanjaka, no dia milonika be ihany toy izao isa-maraina? Tsy tianao halaza amiko va ny amin' izany? Ka hoy Amnona taminy: Tia an' i Tamara anabavin' i Absaloma rahalahiko aho. Il lui dit : " D' où vient, fils du roi, que tu sois si languissant chaque matin ? Ne m' expliqueras-tu pas ? " Amnon lui répondit : " C' est que j' aime Tamar, la soeur de mon frère Absalom. "