<- -> |
[King James Bible] 2nd Samuel |
[Baiboly 1865] 2 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre de Samuel |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
2Sm / 2Sam 14:29 | Therefore |
Ary Absaloma dia naniraka tany amin' i Joaba, mba hanirahany azy ho any amin' ny mpanjaka, fa tsy nety nankany aminy izy; ary mbola naniraka fanindroany indray Absaloma, fa mbola tsy nety nankany ihany Joaba. | Nampiantsoin' i Absaloma Joaba ho irahiny hankao amin' ny mpanjaka, fa tsy nety nankao aminy Joaba. Nampiantsoin' i Absaloma fanindroany, fa tsy nety nankao. |