<-
->

2Sm / 2Sam 14:30 Therefore he said unto his servants, See, Joab' s field is near mine, and he hath barley there; go and set it on fire. And Absalom' s servants set the field on fire. Koa dia hoy izy tamin' ny mpanompony: Indro, ny tanimbarin' i Joaba mifanolotra amin' ny ahy, ary manana vary hordea ao izy; andeha, dory amin' ny afo izany. Ary ny mpanompon' i Absaloma dia nandoro ny tanimbary. Tamin' izay dia hoy Absaloma tamin' ny mpanompony: Hitanareo ny sahan' i Joaba manolotra ny ahy, misy orja ho azy ao, handeha doroy amin' ny afo. Dia nampirehitra afo ny saha ireo mpanompon' i Absaloma. Absalom dit à ses serviteurs : " Voyez le champ de Joab qui est à côté du mien et où il y a de l' orge, allez y mettre le feu. " Les serviteurs d' Absalom mirent le feu au champ.