<- -> |
[King James Bible] 2nd Samuel |
[Baiboly 1865] 2 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre de Samuel |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
2Sm / 2Sam 14:31 | Then |
Ary Joaba niainga nankany amin' i Absaloma tao an-tranony ka nanao taminy hoe: Nahoana ny mpanomponao no nandoro ny tanimbariko tamin' ny afo? | Nitsangana Joaba nankao amin' i Absaloma tao an-tranony, ka nanao taminy hoe: Nahoana no dia nampirehitra afo ny sahako ny mpanomponao? |