<-
->

2Sm / 2Sam 16:15 And Absalom, and all the people the men of Israel, came to Jerusalem, and Ahithophel with him. Ary Absaloma sy ny vahoaka rehetra tamin' ny Isiraely dia tonga tany Jerosalema, ary Ahitofela koa dia teo aminy. Niditra tao Jerosalema Absaloma sy ny vahoaka rehetra, ny lehilahy amin' Israely, ary niaraka taminy koa Akitofela. Absalom entra à Jérusalem avec tous les hommes d' Israël et Ahitophel se trouvait avec lui.