<-
->

2Sm / 2Sam 16:22 So they spread Absalom a tent upon the top of the house; and Absalom went in unto his father' s concubines in the sight of all Israel. Ary dia nanorin-day ho an' i Absaloma teo an-tampon-trano ny olona; ary Absaloma niditra tao amin' ny vaditsindranon-drainy teo imason' ny Isiraely rehetra. Dia nanangan-day teo ambonin' ny tafon-trano Absaloma ka nandeha tamin' ny vaditsindranon-drainy, teo imason' Israely rehetra, Absaloma. On dressa donc pour Absalom une tente sur la terrasse et Absalom s' approcha des concubines de son père aux yeux de tout Israël.