<-
->

2Sm / 2Sam 17:14 And Absalom and all the men of Israel said, The counsel of Hushai the Archite is better than the counsel of Ahithophel. For the Lord had appointed to defeat the good counsel of Ahithophel, to the intent that the Lord might bring evil upon Absalom. Ary hoy Absaloma sy ny lehilahy rehetra amin' ny Isiraely: Tsara noho ny hevitra nataon' i Ahitofela ny nataon' i Hosay Arkita. Fa efa notendren' i Jehovah ho foana ny sain-dalina nataon' i Ahitofela, hampidiran' i Jehovah loza amin' i Absaloma. Dia hoy Absaloma sy ny lehilahy rehetra amin' Israely: Aleo ny hevitr' i Kosaia Arakita toy izay ny hevitr' i Akitofela. Fa efa notapahin' ny Tompo ny mampanjary ho tsinontsinona ny hevitra tsara nomen' i Akitofela, mba hampidiran' ny Tompo loza amin' i Absaloma. Absalom et tous les gens d' Israël dirent : " Le conseil de Hushaï l' Arkite est meilleur que celui d' Ahitophel. " Yahvé avait décidé de faire échouer le plan habile d' Ahitophel, afin d' amener le malheur sur Absalom.