<-
->

2Sm / 2Sam 17:18 Nevertheless a lad saw them, and told Absalom: but they went both of them away quickly, and came to a man' s house in Bahurim, which had a well in his court; whither they went down. Fa nisy zazalahy iray nahita azy ka nanambara tamin' i Absaloma; nefa lasa faingana izy roa lahy ka tonga tao an-tranon' olona tao Bahorima, izay nisy lavaka fantsakana tao an-tokotaniny, dia nidina tao izy roa lahy. Nahatsikaritra azy ireo ny zazalahy anankiray, ka nilaza izany tamin' i Absaloma. Saingy nitsoaka faingana izy roa lahy, ka tonga tany Bahorima, amin' ny tranon' ity lehilahy anankiray, izay nisy lavaka fantsakàna teo an-tokotaniny, dia nidina tao. Mais un jeune homme les aperçut et porta la nouvelle à Absalom. Alors ils partirent tous deux en hâte et arrivèrent à la maison d' un homme de Bahurim. Il y avait dans sa cour une citerne où ils descendirent.