<-
->

2Sm / 2Sam 17:5 Then said Absalom, Call now Hushai the Archite also, and let us hear likewise what he saith. Kanefa hoy Absaloma: Mba antsoy kosa Hosay Arkita, ary aoka ho rentsika koa izay teniny. Nefa hoy Absaloma: Mba antsoy ihany koa Kosaia, Arakita, mba handrenesantsika izay ao am-bavany koa. Cependant Absalom dit : " Appelez encore Hushaï l' Arkite, que nous entendions ce qu' il a à dire lui aussi "