<-
->

2Sm / 2Sam 17:9 Behold, he is hid now in some pit, or in some other place: and it will come to pass, when some of them be overthrown at the first, that whosoever heareth it will say, There is a slaughter among the people that follow Absalom. Fa, indro, miery any an-davaka anankiray izy izao, na ao amin' ny fitoerana hafa; ka raha misy resiny amin' ny voalohany, izay mandre izany dia hanao hoe: Nahafatesana ny olona manaraka an' i Absaloma, Indro fa miery izy ankehitriny any an-dava-driaka na any amin' ny fitoerana hafa any. Sady raha izao voalohany izao no misy lavony, dia ho ren' ny olona izany ka hataony hoe: Naharesena ny olona manaraka an' i Absaloma. Il se cache maintenant dans quelque creux ou dans quelque place. Si, dès l' abord, il y a des victimes dans notre troupe, la rumeur se répandra d' un désastre dans l' armée qui suit Absalom.