<-
->

2Sm / 2Sam 19:10 And Absalom, whom we anointed over us, is dead in battle. Now therefore why speak ye not a word of bringing the king back? Ary ny vahoaka rehetra tamin' ny firenen' Isiraely nifanditra hoe: Ny mpanjaka no namonjy antsika tamin' ny tanan' ny fahavalontsika, indrindra fa tamin' ny tanan' ny Filistina; nefa ankehitriny dia efa nandositra niala tamin' ny tany izy noho ny amin' i Absaloma. Samy niaiky diso ny vahoaka rehetra, amin' ny fokon' Israely rehetra nanao hoe: Nanafaka antsika tamin' ny tànan' ny fahavalontsika ny mpanjaka, izy no namonjy antsika tamin' ny tànan' ny Filistina, fa ankehitriny hany heriny nandositra niala tamin' ny tany teo anatrehan' i Absaloma. Dans toutes les tribus d' Israël, tout le monde se querellait. On disait : " C' est le roi qui nous a délivrés de la main de nos ennemis, c' est lui qui nous a sauvés de la main des Philistins, et maintenant il a dû s' enfuir du pays, loin d' Absalom.