<-
->

2Sm / 2Sam 19:7 Now therefore arise, go forth, and speak comfortably unto thy servants: for I swear by the Lord, if thou go not forth, there will not tarry one with thee this night: and that will be worse unto thee than all the evil that befell thee from thy youth until now. fa ny mankahala anao no tianao, ary ny tia anao kosa no halanao, ka nasehonao androany fa tsinontsinona aminao ny manamboninahitra sy ny miaramila; ary hitako izao fa raha velona Absaloma, ka izahay rehetra no maty androany, dia izany no sitrakao. Ny nankahala anao no tianao, fa ny tia anao no halanao, satria ahariharinao amin' izao fa samy tsinontsinona aminao na manam-boninahitra na mpanompo; hitako izao fa raha Absaloma no velona ary izahay rehetra kosa no maty, amin' izao andro izao, dia izany no soa eo imasonao. parce que tu aimes ceux qui te haïssent et que tu hais ceux qui t' aiment. En effet, tu as manifesté aujourd' hui que chefs et soldats n'étaient rien pour toi, car je sais maintenant que, si Absalom vivait et si nous étions tous morts aujourd' hui, tu trouverais cela très bien.