<-
->

2Sm / 2Sam 2:9 And made him king over Gilead, and over the Ashurites, and over Jezreel, and over Ephraim, and over Benjamin, and over all Israel. dia nampanjaka azy tamin' i Gileada sy ny Asorita sy Jezirela sy ny Efraima sy ny Benjamina ary ny Isiraely rehetra. dia nantsangany ho mpanjaka amin' i Galaada, amin' ny Asorita, amin' i Zesraela, amin' i Efraima, amin' i Benjamina ary amin' Israely rehetra. Il l' avait établi roi sur Galaad, sur les Ashérites, sur Yizréel, Éphraïm, Benjamin, et sur tout Israël.