<- -> |
[King James Bible] 2nd Samuel |
[Baiboly 1865] 2 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre de Samuel |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
2Sm / 2Sam 20:21 | The matter is not so: but a man of mount |
Tsy izany tsy akory; fa misy lehilahy avy amin' ny tany havoan' i Efraima, Seba no anarany, zanak' i Bikry, izay efa nanainga tanana hikomy amin' i Davida mpanjaka; koa izy ihany no atolory ahy, dia hiala amin' ny tanàna aho. Ary hoy ravehivavy tamin' i Joaba: Indro, ny lohany atsipy eny aminao eny ankoatry ny manda. | Fa misy lehilahy anankiray atao hoe Sebà, zanak' i Bokrì, avy any amin' ny tendrombohitr' i Efraima nanainga tànana hikomy amin' i Davida; ka io ihany no atolory ahy, dia hiala amin' ny tanàna aho. Ary hoy ravehivavy tamin' i Joaba: Indro hatsipy aminao hihoatra ny manda ny lohany. | Il ne s' agit pas de cela, mais un homme de la montagne d' |