<-
->

2Sm / 2Sam 20:6 And David said to Abishai, Now shall Sheba the son of Bichri do us more harm than did Absalom: take thou thy lord' s servants, and pursue after him, lest he get him fenced cities, and escape us. Ary hoy Davida tamin' i Abisay: Ankehitriny izao dia Seba, zanak' i Bikry no ahitantsika loza mihoatra noho Absaloma; koa ento ny mpanomponao ny tomponao, ka enjeho izy, fandrao mahazo tanàna mimanda ka tsy ho azontsika. Ka hoy Davida tamin' i Abisaia: Sebà zanak' i Bokrì izao no hampidi-doza amintsika, mihoatra noho Absaloma. Koa ento ny mpanompon' ny tomponao, dia enjeho iny, fandrao dia mahazo tanàna mimamda eo ihany izy, ka tsy ho hitan' ny masontsika intsony. Alors David dit à Abishaï : " Shéba fils de Bikri est désormais plus dangereux pour nous qu' Absalom. Toi, prends les gardes de ton maître et pourchasse-le de peur qu' il n' atteigne des villes fortes et ne nous échappe. "