<-
->

2Sm / 2Sam 24:23 All these things did Araunah, as a king, give unto the king. And Araunah said unto the king, The Lord thy God accept thee. Izany rehetra izany, ry mpanjaka, dia omen' i Araona ny mpanjaka. Ary hoy Araona tamin' ny mpanjaka: Jehovah Andriamanitrao anie hankasitraka anao. Atolotr' i Areonà ho an' ny mpanjaka izany rehetra izany, ry mpanjaka ô! Ary hoy Areonà tamin' ny mpanjaka: Hahita fitia eo imason' ny Tompo Andriamanitrao anie hianao! Le serviteur de Monseigneur le roi donne tout au roi! " Et Arauna dit au roi : " Que Yahvé ton Dieu agrée ton offrande! "