<-
->

2Sm / 2Sam 24:24 And the king said unto Araunah, Nay; but I will surely buy it of thee at a price: neither will I offer burnt offerings unto the Lord my God of that which doth cost me nothing. So David bought the threshingfloor and the oxen for fifty shekels of silver. Ary hoy ny mpanjaka tamin' i Araona: Tsia, fa hovidiko aminao mihitsy araka izay tokom-bidiny ireo; fa tsy hanatitra fanatitra dora na ho an' i Jehovah Andriamanitro amin' izay azoko fotsiny aho. Ka dia novidin' i Davida sekely volafotsy dimam-polo ny famoloana sy ny omby. Fa hoy ny mpanjaka tamin' i Areonà: Tsia, fa tiako hovidina vola ihany aminao ireo, fa tsy hanatitra sorona dorana azoko maimaim-poana ho an' ny Tompo Andriamanitro aho. Dia volafotsy dimampolo sikla no novidianan' i Davida ny famoloana sy ny omby. Mais le roi dit à Arauna : " Non pas! Je veux te l' acheter en payant, je ne veux pas offrir à Yahvé mon Dieu des holocaustes qui ne me coûtent rien. " Et David acheta l' aire et les boeufs pour de l' argent, cinquante sicles.