<-
->

2Sm / 2Sam 6:4 And they brought it out of the house of Abinadab which was at Gibeah, accompanying the ark of God: and Ahio went before the ark. Ary dia nentiny niala tao an-tranon' i Abinadaba teo ankavoana niaraka tamin' ny fiaran' Andriamanitra izany; ary Ahio nandeha teo alohan' ny fiara. Ary nentiny avy tao an-tranon' i Abinadaba teo an-kavoana, mbamin' ny fiaran' Andriamanitra. Ahiao no nandeha teo aloha. Uzza marchait à côté de l' arche de Dieu et Ahyo marchait devant elle.