<-
->

2Sm / 2Sam 7:23 And what one nation in the earth is like thy people, even like Israel, whom God went to redeem for a people to himself, and to make him a name, and to do for you great things and terrible, for thy land, before thy people, which thou redeemedst to thee from Egypt, from the nations and their gods? Ary aiza moa no misy firenena etý an-tany tahaka ny Isiraely olonao, izay nalehan' Andriamanitra havotana ho olony, sy hanaovany anarana ho Azy, ary hanaovany zavatra lehibe ho anareo sy zava-mahatahotra ho an' ny taninao teo anatrehan' ny olonao, izay navotanao ho Anao avy tamin' ny firenen' i Egypta sy ny andriamaniny? Aiza izay firenena eto ambonin' ny tany tahaka ny vahoakanao, tahaka an' Israely, fa Andriamanitra no tonga nanavotra azy, mba ho vahoakany, hahalaza ny anarany, hanao zava-dehibe ho anao, ary hanao ireo famantarana ho an' ny taninao, tamin' ny nandroahanao ireo firenena mbamin' ny andriamaniny teo anoloan' ny vahoakanao izay navotanao tamin' i Ejipta. Y a-t-il, comme ton peuple Israël, un autre peuple sur la terre qu' un dieu soit allé racheter pour en faire son peuple, pour le rendre fameux et opérer en sa faveur de grandes et terribles choses en chassant devant son peuple des nations et des dieux ?