<-
->

1Mp 11:25 And he was an adversary to Israel all the days of Solomon, beside the mischief that Hadad did: and he abhorred Israel, and reigned over Syria. Ary izy koa dia fahavalon' ny Isiraely tamin' ny andron' i Solomona rehetra ka nanampy ny ratsy izay nataon' i Hadada; eny, nankahala ny Isiraely izy ary nanjaka tany Syria. Nandritra ny andro rehetra niainan' i Salomona, dia nitsangan-ko fahavalon' Israely, nanampy ny ratsy nafitsok' i Adada, ary nankahala an' Israely. Nanjaka tamin' i Siria izy. Voici le mal que fit Hadad : il eut Israël en aversion et il régna sur Édom. Il fut un adversaire d' Israël pendant toute la vie de Salomon.