<-
->

1Mp 12:20 And it came to pass, when all Israel heard that Jeroboam was come again, that they sent and called him unto the congregation, and made him king over all Israel: there was none that followed the house of David, but the tribe of Judah only. Ary rehefa ren' ny Isiraely rehetra fa efa tafaverina indray Jeroboama, dia naniraka naka azy ho ao amin' ny fivoriana izy ka nampanjaka azy tamin' ny Isiraely rehetra; dia tsy nisy nanaraka ny taranak' i Davida afa-tsy ny firenen' i Joda ihany. Nony ren' Israely rehetra fa hoe tafaverina avy any Ejipta Jeroboama, dia naniraka olona hiantso azy ho eo amin' ny fivoriana izy, ka nampanjakainy tamin' Israely rehetra, ka tsy nisy nanaraka ny tranon' i Davida afatsy ny fokon' i Jodà irery ihany. Lorsque tout Israël apprit que Jéroboam était revenu, ils l' appelèrent à l' assemblée et ils le firent roi sur tout Israël ; il n' y eut pour se rallier à la maison de David que la seule tribu de Juda.