<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Kings |
[Baiboly 1865] 1 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Rois |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
1Mp 15:20 | So |
Ary Beni-hadada nihaino an' i Asa mpanjaka ka naniraka komandin' ny miaramilany hamely ny tanànan' ny Isiraely, ary namely an' Iona sy Dana sy Abelabeti-maka ary Kinerota rehetra mbamin' ny tanin' ny Naftaly rehetra izy. | Dia nohenoin' i Ben-Hadada i Asa mpanjaka, ka nirahiny ny filohan' ny tafiny hamely ny tanànan' Israely, ka noreseny avokoa Ahiona, Danà, Abela-Beta-Maakà, mbamin' ny Kenerota rehetra sy ny tanin' i Neftalì rehetra. |