<-
->

1Mp 2:39 And it came to pass at the end of three years, that two of the servants of Shimei ran away unto Achish son of Maachah king of Gath. And they told Shimei, saying, Behold, thy servants be in Gath. Ary nony afaka telo taona mipaka, dia nisy roa lahy mpanompon' i Simey, nandositra ho any amin' i Akisy, zanak' i Maka mpanjakan' i Gata. Ary nisy nanambara tamin' i Simey hoe: Indreo, any Gata ny mpanomponao. Kanjo nony afaka telo taona, dia sendra nandositra ny mpanompon' i Semeia roa lahy, tany amin' i Akisa, zanak' i Maakà, mpanjakan' i Geta. Dia nilazana izany Semeia, natao hoe: Indro any Geta ny mpanomponao. Mais, au bout de trois ans, il arriva que deux esclaves de Shiméï s' enfuirent chez Akish fils de Maaka, le roi de Gat, et on avertit Shiméï : " Tes esclaves sont à Gat. "