<-
->

1Mp 6:1 And it came to pass in the four hundred and eightieth year after the children of Israel were come out of the land of Egypt, in the fourth year of Solomon' s reign over Israel, in the month Zif, which is the second month, that he began to build the house of the Lord. Ary tamin' ny taona fahavalo-polo amby efa-jato taorian' ny nialan' ny Zanak' Isiraely tamin' ny tany Egypta tamin' ny volana Ziva (volana faharoa izany), tamin' ny taona fahefatra nanjakan' i Solomona tamin' ny Isiraely, dia nanorina ny tranon' i Jehovah izy. Tamin' ny taona fahavalo-polo amby efa-jato, taorian' ny nivoahan' ny zanak' Israely tany amin' ny tany Ejipta, tamin' ny taona fahefatra nanjakan' i Salomona tamin' Israely, tamin' ny volana ziva, izay volana faharoa, no nanorina ny tranon' ny Tompo izy. En la quatre cent quatre-vingtième année après la sortie des Israélites du pays d'Égypte, en la quatrième année du règne de Salomon sur Israël, au mois de Ziv qui est le second mois, il bâtit le Temple de Yahvé.