<-
->

1Mp 9:7 Then will I cut off Israel out of the land which I have given them; and this house, which I have hallowed for my name, will I cast out of my sight; and Israel shall be a proverb and a byword among all people: dia hofongorako tsy ho amin' ny tany izay nomeko azy ny Isiraely; ary ity trano izay nohamasiniko ho an' ny anarako ity dia hofongorako tsy ho eo imasoko; ary ny Isiraely ho tonga ohabolana sy ambentinteny any amin' ny firenena rehetra; dia hofongorako eo amin' ny tany nomeko azy Israely, hariako tsy ho eo imasoko intsony ny trano nohamasiniko ho an' ny anarako, hanjary fandatsa sy ambentin-tenin' ny firenena rehetra Israely; alors je retrancherai Israël du pays que je lui ai donné ; ce Temple que j' ai consacré à mon Nom, je le rejetterai de ma présence, et Israël sera la fable et la risée de tous les peuples.